TARIDALANA FITANTANANA NY FIANKOHONANA
Taridàlana hanampy ireo mpisehatra amin’ny fitantanana ny fiankohonana. Natao ho an’ireo mpiasan’ny fahasalamana, mpiasan’ny ivotoerana fitantanana ny fiankohonana. Ity rakitra ity dia natao manokana ho an’ny fahaterahana.
Kitiho ity rohy ity ahitanao ny mombamoban’ny taridàlana fitantanana ny fiankohonana
Auteur : UGD -